{"id":859,"date":"2023-07-20T10:26:00","date_gmt":"2023-07-20T07:26:00","guid":{"rendered":"http:\/\/mid.gov.mg\/?p=859"},"modified":"2023-07-20T10:26:00","modified_gmt":"2023-07-20T07:26:00","slug":"mirindra-ny-fametrahana-ny-fitsinjaram-pahefana-eto-madagasikara","status":"publish","type":"post","link":"http:\/\/mid.gov.mg\/?p=859","title":{"rendered":"MIRINDRA NY FAMETRAHANA NY FITSINJARAM-PAHEFANA ETO MADAGASIKARA"},"content":{"rendered":"\n<figure class=\"wp-block-image size-full\"><img decoding=\"async\" loading=\"lazy\" width=\"1600\" height=\"1066\" src=\"http:\/\/mid.gov.mg\/wp-content\/uploads\/2023\/07\/pnde_fihaonana.jpg\" alt=\"\" class=\"wp-image-860\"\/><\/figure>\n\n\n\n<p>Nandritra ny resaka nifanaovan&rsquo;ny Filohan&rsquo;ny Repoblikan&rsquo;i Madagasikara, Andry RAJOELINA, tamin&rsquo;ny vahoaka Malagasy, omaly Alahady faha 16 jolay 2023 dia nisy ny tatitry ny asa vitan&rsquo;ny Fitondram-panjakana.<\/p>\n\n\n\n<p>Nivoitra tamin&rsquo;izany ny ezaka rehetra natao amin&rsquo;ny fametrahana ny Fitsinjaram-pahefana miabo eto Madagasikara. Manaraka fenitra mirindra ny fametrahana izany, ka niantomboka tamin&rsquo;ny:<\/p>\n\n\n\n<p>&#8211; <a><\/a>fametrahana fotodrafitr&rsquo;asa maro eny ifotony toy ny biraon&rsquo;ny Kaominina, Distrika, Prefektora sy Fokontany;<\/p>\n\n\n\n<p>&#8211; fampitaovana fiara ho an&rsquo;ny Distrika, moto ho an&rsquo;ny Ben&rsquo;ny Tan\u00e0na sy ny Lehiben&rsquo;ny Boriboritany, fitaovana fanamboaran-dalana isaky ny Faritra;<\/p>\n\n\n\n<p>&#8211; fampitomboana ny vola ampiasain&rsquo;ireo vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, ho fampandehanan-draharaha sy hanamboarana fotodrafitr&rsquo;asa ilain&rsquo;ny vahoaka.<\/p>\n\n\n\n<p>Ankehitriny dia mitohy izany fametrahana ny Fitsinjaram-pahefana miabo izany tamin&rsquo;ny alalan&rsquo;ny fanatanterahana ny vovonana nasionaly ny faha 04 sy faha 05 jolay lasa teo izay nankatoavana ny drafi-pirenena momba ny Fitsinjaram-pahefana miabo (PNDE). Ity farany no tondrozotra ho arahina ary ny Governemanta, amin&rsquo;ny alalan&rsquo;ny Ministera rehetra, no hiara-hisalahy amin&rsquo;ny fanatanterahana ireo asa voarakitra ao.<\/p>\n\n\n\n<p>Izany dingana rehetra izany dia mamaly ny Velirano faha 12 nataon&rsquo;ny Filoham-pirenena hajaina, Andriamatoa Andry RAJOELINA, dia ny fizakan-tena sy fampandraisana andraikitra ireo vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana.<\/p>\n\n\n\n<p>Tsy maintsy apetraka ny Fitsinjaram-pahefana miabo hoy ny Filoham-pirenena, ary nohamafisiny tamin&rsquo;ny fanaovan-tsonia fanambaram-panekena niaraka tamin&rsquo;ireo andrim-panjakana, ny mpamatsy vola sy ny Governemanta izany fahavononany hametraka sy hanatanteraka ny drafitra nasionaly momba ny Fitsinjaram-pahefana miabo izany.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Nandritra ny resaka nifanaovan&rsquo;ny Filohan&rsquo;ny Repoblikan&rsquo;i Madagasikara, Andry RAJOELINA, tamin&rsquo;ny vahoaka Malagasy, omaly Alahady faha 16 jolay 2023 dia nisy ny tatitry ny asa vitan&rsquo;ny Fitondram-panjakana. Nivoitra tamin&rsquo;izany ny ezaka rehetra natao amin&rsquo;ny fametrahana ny Fitsinjaram-pahefana miabo eto Madagasikara. Manaraka fenitra mirindra ny fametrahana izany, ka niantomboka tamin&rsquo;ny: &#8211; fametrahana fotodrafitr&rsquo;asa maro eny ifotony toy [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":1,"featured_media":861,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":[],"categories":[14],"tags":[],"_links":{"self":[{"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/859"}],"collection":[{"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fcomments&post=859"}],"version-history":[{"count":1,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/859\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":862,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/859\/revisions\/862"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/media\/861"}],"wp:attachment":[{"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fmedia&parent=859"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fcategories&post=859"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Ftags&post=859"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}