{"id":929,"date":"2023-08-16T10:42:55","date_gmt":"2023-08-16T07:42:55","guid":{"rendered":"http:\/\/mid.gov.mg\/?p=929"},"modified":"2023-08-16T10:42:55","modified_gmt":"2023-08-16T07:42:55","slug":"omena-fahalalana-sy-fampiofanana-mitovy-ireo-lehibenny-boriboritany-sy-benny-tanana-manerana-ny-nosy","status":"publish","type":"post","link":"http:\/\/mid.gov.mg\/?p=929","title":{"rendered":"OMENA FAHALALANA SY FAMPIOFANANA MITOVY IREO LEHIBEN&rsquo;NY BORIBORITANY SY BEN&rsquo;NY TAN\u00c0NA MANERANA NY NOSY"},"content":{"rendered":"\n<p>Fampiofanana sy fanamafisam-pahaizana ireo Ben&rsquo;ny Tan\u00e0na sy Lehiben&rsquo;ny Boriboritany rehetra ao anatin&rsquo;ny Faritra DIANA no tanterahina ao Antsiranana 11sy 12 aogositra 2023. Nanokatra izany amin&rsquo;ny fomba ofisialy tany an-toerana ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa TOKELY Justin.<\/p>\n\n\n\n<figure class=\"wp-block-image size-full\"><img decoding=\"async\" loading=\"lazy\" width=\"1600\" height=\"1066\" src=\"http:\/\/mid.gov.mg\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/mid12.jpg\" alt=\"\" class=\"wp-image-930\"\/><\/figure>\n\n\n\n<p>Anisan&rsquo;ny hevi-dehibe voafaritra ao anatin&rsquo;ny drafi-pirenena momba ny <a><\/a>Fitsinjaram-pahefana miabo ny fanamafisana ny fahaiza-mitantana eny ifotony sy isam-paritra ary dingana ahatongavana amin&rsquo;izany izao fampiofanana izao. Omena lanja anatin&rsquo;izao fampivondronana izao ihany koa ny fifampizar\u00e0na traikefa eo amin&rsquo;ireo mpandray anjara ireo.<\/p>\n\n\n\n<p>Fahaiza-mitantana sy fampandrosoana ifotony no tanjona ary samy hahazo fampiofanana sy fahaiza-manao mitovy ireo Ben&rsquo;ny Tan\u00e0na sy Lehiben&rsquo;ny Boriboritany rehetra manerana ny Nosy. Izany rehetra izany dia mifandraika amin&rsquo;ny fanatanterahana ny Velirano faha 12 nataon&rsquo;ny Filoham-pirenena hajaina, Andriamatoa Andry RAJOELINA dia ny fizak\u00e0n-tena sy fampandraisan&rsquo;andraikitra ireo vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Fampiofanana sy fanamafisam-pahaizana ireo Ben&rsquo;ny Tan\u00e0na sy Lehiben&rsquo;ny Boriboritany rehetra ao anatin&rsquo;ny Faritra DIANA no tanterahina ao Antsiranana 11sy 12 aogositra 2023. Nanokatra izany amin&rsquo;ny fomba ofisialy tany an-toerana ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa TOKELY Justin. Anisan&rsquo;ny hevi-dehibe voafaritra ao anatin&rsquo;ny drafi-pirenena momba ny Fitsinjaram-pahefana miabo ny fanamafisana ny fahaiza-mitantana eny ifotony [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":1,"featured_media":931,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":[],"categories":[14],"tags":[],"_links":{"self":[{"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/929"}],"collection":[{"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fcomments&post=929"}],"version-history":[{"count":1,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/929\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":932,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/929\/revisions\/932"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/media\/931"}],"wp:attachment":[{"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fmedia&parent=929"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fcategories&post=929"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"http:\/\/mid.gov.mg\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Ftags&post=929"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}