ACTUALITES

FITSIDIHANA ARA-POMBA FIFANAJANA NATAON'NY SOLONTENAN'NY OIF ETO MADAGASIKARA


Date de publication : 05-09-2021

Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana,Holder RAMAHOLIMASY ny Solontenan'ny OIF eto Madagasikara, Andriamatoa Leonard Emile Ognimba ny 31 aogositra 2021.Nohamafisin'ny Solontenan'ny OIF nandritra izany fihaonana izany ny fahamafisan'ny fiaraha miasa eo amin'ny OIF sy Madagasikara.