ACTUALITES

FITSIDIHANA BEN'NY TANANA ANTSIRABE


Date de publication : 05-09-2021

Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana,Holder Ramaholimasy teny amin'ny biraon'ny ministeran'ny Atitany ny 02 septambra 2021, ny Ben'ny Tananan'Antsirabe Andriamatoa Honoré Rasamimanana.