Home > Actus > MIRARY TAOM-BAOVAO SY FETY SAMBATRA

Amin’izao taom-baovao 2024 izao dia faly izahay mianakavy miarahaba sy mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho antsika rehetra. Ho taona hahatanterahan’ny tanjona sy ny fikasan’ny tsirairay anie ity taona ity.

——————————————————————————————————-

A l’occasion du nouvel an 2024, nous vous présentons nos plus sincères vœux de santé, de succès et de bonheur. Puisse cette année nous mener à nos objectifs respectifs et réaliser nos souhaits.