Home > Archive for Actus

MANAMAFY NY PAIKADY IADIANA AMIN’NY KOLIKOLY IREO RANTSAMANGAIKAN’NY MINISITERAN’NY ATITANY SY NY FITSINJARAM-PAHEFANA

« NY SOLONTENAM-PANJAKANA NO MANENTANA, MANDRINDRA ARY MANARA-MASO NY ASAN’IREO SAMPANDRAHARAHAM-PANJAKANA ANAPARIAHAM-PAHEFANA SAMIHAFA MISY AO ANATIN’NY FARI-PIADIDIANY » (And.17, Lalàna lah. faha 2014-021 tamin’ny 12 septambra 2014 mikasika ny fisoloantenam-panjakana) Anisan’ny andraikitry ny solontenam-panjakana, izany hoe ny Prefe sy ny Lehiben’ny...

𝐅𝐚𝐦𝐞𝐥𝐚𝐛𝐞𝐥𝐚𝐫𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐤𝐚𝐝𝐞𝐦𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 ( 𝐀𝐤𝐚𝐝𝐞𝐦𝐢𝐚 𝐫𝐨𝐬𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚)

𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐞𝐥𝐚𝐛𝐞𝐥𝐚𝐫𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐤𝐚𝐝𝐞𝐦𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 (𝐀𝐤𝐚𝐝𝐞𝐦𝐢𝐚 𝐫𝐨𝐬𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚) 𝐭𝐚𝐨 𝐌𝐨𝐬𝐜𝐨𝐮 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐲 𝐑𝐨𝐬𝐢𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐭𝐲 𝐬𝐞𝐤𝐨𝐥𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐫𝐨𝐬𝐢𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲. 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐜𝐭𝐨𝐫...

𝟏𝟔 𝐒𝐄𝐏𝐓𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔 : 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐈𝐙𝐈𝐀𝐍𝐀

Zo fototra iantohan’ny Lalàm-panorenana Malagasy ny fananan’ny olona tsirairay fahiziana ara-dalàna. Izany indrindra no mahatonga ny fitondram-panjakana mametraka ho laharam-pahamehana ny fanavaozana ny rafi-piankohonana sy ny fahiziana eto Madagasikara. Nankalazaina omaly 16 septambra teto Anosy ny androm-pirenena ho an’ny...

𝐓𝐄𝐓𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 « 𝐓𝐎𝐔𝐒 𝐑𝐄𝐃𝐄𝐕𝐀𝐁𝐋𝐄𝐒 » : 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝟏𝟓 𝐍𝐎 𝐌𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐙𝐘

Notanterahina omaly alakamisy 30 jolay 2026 teo ambany fitarihan’ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa RAKOTONANDRASANA Hanitra Velonjara Tiaray, niaraka tamin’ny Vondrona Eoropeana sy ny Expertise France, ny fampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ny tetikasa « Tous Redevables »....

« Firaisankina no hery, mitabe tsy lanin’ny mamba. »

Mitohy manerana an’Antananarivo ny fisafoana iarahan’ny Andrimasom-pokonolona sy ny Mpitandro ny Filaminana ao anatin’ny CO-FDS, Task Force Anti-Enlèvement. « Firaisankina no hery, mitabe tsy lanin’ny mamba. » Ho fanamafisana ny filaminana sy hiarovana ny vahoaka dia mitohy hatrany amin’izao alina izao...

Mahazoarivo, 07 jolay 2026.

𝘼𝙙𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙥𝙖𝙝𝙖𝙡𝙚𝙢𝙖𝙣𝙖 : 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙣𝙙𝙚𝙛𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙋𝙧𝙖𝙞𝙢𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖 Manoloana ireo tranga mahatsiravina fangalarana sy famonoana olona miseho amin’izao fotoana izao dia miombom-po tanteraka amin’ny raiamandreny sy mankahery ny vahoaka Malagasy ny Fitondram-panjakana. Araka ny nambaran’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta,...