Home > Actus > Misaotra sy mankasitraka ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa Andry RAJOELINA, sy ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa NTSAY Christian, amin’ny fametrahan’izy ireo fahatokisana amiko indray hitantana ny Ministeran’ny Atitany

Misaotra sy mankasitraka ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa Andry RAJOELINA, sy ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa NTSAY Christian, amin’ny fametrahan’izy ireo fahatokisana amiko indray hitantana ny Ministeran’ny Atitany.

Manome toky ny tenako fa hanao vaindohan-draharaha ny fanatanterahana ny vina izay napetraky ny Filoham-pirenena sy hanatsara bebe kokoa ireo asa efa natao amin’ny fanompoana ny vahoaka sy fampandehanana ny raharaham-panjakana am-pahamarinana sy am-pahamendrehana.

—————————————

Ma sincère reconnaissance au Président de la République de Madagascar, SEM Andry RAJOELINA, et au Premier ministre, Chef du Gouvernement, Monsieur NTSAY Christian, pour la confiance qu’ils m’ont accordée pour continuer à servir la Nation en étant à la tête du Ministère de l’Intérieur.

Je réitère mes engagements à partager et réaliser les visions du Président de la République, et à multiplier les efforts pour améliorer l’administration publique et servir la population en toute honnêteté et intégrité .