Home > Actus > π•πŽππ‰π˜ π‘π€ππŽ π•π€πŠπ˜ – π‡π€πˆπ-π“π‘π€ππŽ π“π„ππ˜ π‡πŽπ•π€π“π‘π€π‡π€

Tompon’andraikim-panjakana miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka maro samihafa mikambana ao anaty ny kΓ΄mity rΓ©jionaly mitantana ny loza sy ny tandindin-doza ( CRGRC) no nanatanteraka iraka avy amin’ny Governoran’ny Faritra AnΓ΄sy Ramatoa Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA nijery sy nitondra fanampiana vonjy rano vaky ho an’ireo traboina 641 vokatry ny hain-trano eny Agnena HΓ΄vatraha anio.

πŸ“ŒTokatrano 208 no lasibatry ny afo ary 641 no tsy manan-kialofana, tsy nisy ny aina nafoy.

β™¦π’πšπ€πšπŸπ¨ (π•πšπ«π², π•π¨πšπ¦πšπ’π§πš)

♦ 𝐟𝐒𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 (𝐜𝐚𝐑𝐒𝐞𝐫, 𝐬𝐭𝐲π₯𝐨, 𝐜𝐫𝐚𝐲𝐨𝐧…)

β™¦π¬πšπ―π¨π§π²

♦𝐭𝐨𝐒π₯𝐞 𝐝𝐞 𝐭𝐞𝐧𝐭𝐞 02 𝐑𝐒𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚𝐑𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐧𝐣𝐲 𝐦𝐚𝐒𝐀𝐚

♦π₯𝐚𝐦𝐩𝐚𝐝𝐚𝐒𝐫𝐞𝐬

β™¦πŸπ’π­πšπ¨π―πšπ§-𝐝𝐚𝐀𝐨𝐳𝐒𝐚 (𝐳𝐒𝐧𝐠𝐚…)

no natolotra ireto tra-boina ireto satria π’π’š 𝒆𝒏𝒕𝒂-π’‹π’‚π’“π’‚π’Šπ’π’‚ π’Žπ’π’“π’‚ π’›π’‚π’Œπ’‚, π’Žπ’ƒπ’‚ 𝒉𝒐 π’‡π’Šπ’‡π’‚π’π’π’Žπ’†π’›π’‚π’-𝒕à𝒏𝒂𝒏𝒂 π’”π’š 𝒉𝒐 π’‡π’Šπ’‚π’‰π’Šπ’‚π’π’‚ π’π’š π’Žπ’‘π’Šπ’‚π’“π’‚-𝒃𝒆𝒍𝒐𝒏𝒂.

Β Β» Mbola betsaka ny miandry amin’ny fanarenanana ny Tanana ka mbola mila ny fifanomezan-tanana.Β Β»