Araka ny Didim-panjakana laharana 2024-1612 noraisina androany alakamisy faha-22 aogositra 2024 manendry ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta dia voatendry hitantana ny Ministeran’ny Atitany i πΉππππππ πΉπ¨π―π¨π±π¨π½πΆπ³πΆπ³πΆπ΅π°π¨π°π΅π¨ π΅πππππππ π―πππππππ ππππππ.
Ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Atitany dia faly miarahaba anao sy mirary soa ho anao hahavita be amin’ny adidy aman’andraikitra hosahaninao.