Home > Actus > π…πˆπ“π’πˆπƒπˆπ‡π€ππ€ 𝐀𝐑𝐀-ππŽπŒππ€ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐉𝐀𝐍𝐀

πŸ”Έ Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Atitany, Ramatoa RAHAJAVOLOLONIAINA Niritsoa, ny π‘΄π’‚π’”π’π’Šπ’—π’π’‰π’π’’π’π’š π‘­π’Šπ’“π’†π’π’†π’π’‚ 𝑲𝒐𝒓𝒆𝒂𝒏𝒂 π’‚π’•π’”π’Šπ’Žπ’ miasa eto Madagasikara, Ramatoa Park Ji-Hyun, omaly talata faha 10 septambra 2024.

Niarahaba ny Minisitra vaovao ity Masoivoho ity ary nanamafy ny fitohizan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Governemanta Koreana sy ny Governemanta Malagasy.

πŸ”ΈNisy ihany koa ny fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ireo π’Žπ’‘π’Šπ’‚π’”π’‚π’Ž-π’‘π’‚π’π’‹π’‚π’Œπ’‚π’π’‚ π’‚π’—π’š π’‚π’•π’”π’š π’‚π’Žπ’Šπ’’π’π’š π‘΅π’π’”π’š Β«Β π‘Ίπ’†π’šπ’„π’‰π’†π’π’π’†π’”Β Β» izay mianatra asa momba ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza eto amintsika ny alarobia faha 11 septambra 2024.

Eo anivon’ny BNGRC no hanatanterahan’izy ireo izany mandritra ny iray volana. Fanamafisana ny fahaiza-manao momba ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza sy fifanakalozana fahalalana sy traikefa no tanjona amin’izao fianarana asa izao. Izany rehetra izany dia taratry ny fiaraha-miasa eo amin’ireo Firenena anatin’ny COI (Commission de l’ocΓ©an indien).