Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany alarobia faha 11 septambra 2024 ny hetsika fitsarana mitety vohitra hanomezana didim-pitsarana misolo kopia ho an’ireo zaza latsaky ny 18 taona ao anatin’ny Distrikan’i Ambositra.
Tao amin’ny efitrano fanaovana mariazy ao amin’ny Kaominina ambonivohitra Ambositra no nanatanterahana izany ary zaza miisa 304 avy amin’ny Kaominina ambonivohitra Ambositra, koaminina ambanivohitra Ankazoambo sy Ivony Miaramiasa no nisitraka izany.
Marihina fa Kaominina maromaro ihany koa no efa nanatanterahana an’izao hetsika izao tany amin’ny Distrikan’i Ambatolampy, Sambava, Moramanga, Antsirabe II ary Farafangana.
Ny Ministeran’ny Atitany, ny Ministeran’ny Fitsarana sy ny Ministeran’ny fahasalamana no miara-manatanteraka an’izao hetsika izao, hetsika izay tohanan’ny OIF (organisation internationale de la Francophonie) vola.
—————-
πππππππππ π’ππππππππππππππ ππππππππππ ππ πππππππππ
Le lancement officiel de l’opΓ©ration de jugement supplΓ©tif en vue de l’enregistrement rΓ©troactif de naissance des enfants de moins de 18ans s’est tenu, pour le District d’Ambositra, dans la salle de mariage de la commune urbaine le mercredi 11 septembre 2024.
304 enfants issus des Communes urbaines d’Ambositra et des Communes rurales de Ankazoambo et d’Ivony Miaramiasa ont pu bΓ©nΓ©ficier de cette opΓ©ration.
Des audiences foraines se rapportant Γ cette opΓ©ration ont Γ©tΓ© dΓ©jΓ organisΓ©es dans plusieurs Communes au sein des districts d’Ambatolampy, Sambava, Moramanga, Antsirabe II et Farafangana.
Sous le financement de l’OIF ReprΓ©sentation de lβOIF – ocΓ©an Indien , l’opΓ©ration de jugement supplΓ©tif d’acte de naissance est rΓ©alisΓ©e conjointement par le MinistΓ¨re de l’IntΓ©rieur, le MinistΓ¨re de la Justice et le MinistΓ¨re de la SantΓ© Publique.