Home > Actus > π…πˆπ“π’πˆπƒπˆπ‡π€ππ€ 𝐍𝐘 πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐈 ππŽπ’π˜-𝐁𝐄

Tao Nosy-be indray no nanatanterahan’ny π‘΄π’Šπ’π’Šπ’”π’Šπ’•π’“π’š π’π’š π‘¨π’•π’Šπ’•π’‚π’π’š, π‘Ήπ’‚π’Žπ’‚π’•π’π’‚ 𝑹𝑨𝑯𝑨𝑱𝑨𝑽𝑢𝑳𝑢𝑳𝑢𝑡𝑰𝑨𝑰𝑡𝑨 π‘΅π’Šπ’“π’Šπ’•π’”π’π’‚, dinikasa niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra ao an-toerana izay notarihin’ny Lehiben’ny fileovana androany alahady faha 06 oktobra 2024.

Nohamafisina hatrany ny tsy maintsy hanaovana ny ezaka rehetra amin’ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny Fanjakana araka ny andraikitra manandrify ny tsirairay avy.

Napetraka ihany koa ny paikady hiadiana aminy tsy fandriam-pahalemana, ny fanondranana tsy ara-dalΓ na ny harem-pirenena, ny fifindra-monina an-tsokosoko.

Tsy adino ihany koa ny fijerena sy famahΓ na ny olana hatrehan’ny vahoaka.

π”½π•’π•Ÿπ•›π•’π•œπ•’π•Ÿπ•’ π•žπ•’π•Ÿπ•’π•œπ•’π•šπ•œπ•ͺ π•§π•’π•™π• π•’π•œπ•’.