Home > Actus > ๐™๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ž๐™ฉ๐™š๐™ฉ๐™ฎ ๐™ซ๐™ค๐™๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™™๐™ž๐™™๐™ž๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ค๐™ก๐™ค ๐™จ๐™ค๐™ง๐™–-๐™ฅ๐™–๐™๐™–๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™๐™–๐™ฃ๐™– ๐™๐™ค ๐™–๐™ฃ’๐™ฃ๐™ฎ ๐™•๐™–๐™ฏ๐™– ๐™ก๐™–๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ 18 ๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™–

– Kaominina ANDIANY, Distrikan’ Ambositra,

– Kaominina AMBOHIMANAMBOLA, Distrikan’i Betafo,

Ireo no nanatanterahana ny hetsika fanomezana kopia fahaterahana ho an’ireo zaza mbola tsy manana izany ny faran’ny herinandro lasa teo.

Nitarika ny ekipa nidina ifotony tany amin’ny fari-piadidiany avy ny Lehiben’ny fileovana Ambositra sy ny Lehiben’ny Distrikan’i Betafo.