
Ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Atitany izay tarihin’ny Minisitra Rahajavololoniaina Niritsoa dia miara-miombon’alahelo sy mankahery ny fianakavian’Itompokolahy BOTOBE Jean Didier, Administrateur civil en chef de classe exceptionnelle, amin’izao fahalasany izao.
Mirary fiononana indrindra tompoko.