
Androany alarobia faha 15 janoary 2025 dia nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny π΄ππππππππ ππ π¨ππππππ, πΉππππππ πΉπ¨π―π¨π±π¨π½πΆπ³πΆπ³πΆπ΅π°π¨π°π΅π¨ π΅πππππππ, ny Masoivohon’ny Firenena indiana miasa eto Madagasikara, Andriamatoa Bandaru Wilsonbabu.
Nandritra izany no nifampiarahaban’ny roa tonta noho ny fahatrarana ny taom-baovao.
Ankoatra izay dia nifampiresahana ny amin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa momba ny fiofanana omena an’ireo rantsamangaikan’ny Ministeran’ny Atitany ary koa mahakasika ny fifampizarΓ na traikefa eo amin’ny Ministera misahana ny Atitany any Inde sy eto Madagasikara.
Une visite de courtoisie de π’π¨πππππππ πππ π π π’π°ππ π Γ π΄ππ πππππππ, πΊπ¬π΄ π©πππ πππ πΎπππππππππ, auprΓ¨s du Ministre de l’IntΓ©rieur, Madame Rahajavololoniaina Niritsoa, s’est tenue ce mercredi 15 janvier 2025 Γ Anosy.
AprΓ¨s un Γ©change de vΕux de nouvel an, la discussion s’est focalisΓ©e sur le renforcement de la coopΓ©ration avec l’Inde, notamment en matiΓ¨re de formation des responsables auprΓ¨s des dΓ©membrements du MinistΓ¨re et de partages d’expΓ©riences entre le DΓ©partement ministΓ©riel chargΓ© de l’IntΓ©rieur des deux pays.