Home > Actus > ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฃ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—œ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ž๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ผ๐—น๐˜† ๐—ฆ๐—ก๐—Ÿ๐—–๐—– ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ โ€“ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฌ

Antananarivo, 31 Janoary 2025 โ€“ Andriamatoa NTSAY Christian Praiministra, Lehibenโ€™ny Governemanta dia nanolotra taminโ€™ny fomba ofisialy androany ny Paikadim-pirenena Iadiana aminโ€™ny Kolikoly (SNLCC) 2025-2030.

๐ŸŽฏ ๐—ฉ๐—œ๐—ก๐—”: ยซ Aminโ€™ny taona 2030 Madagasikara dia ho nosy hanjakanโ€™ny fahitsiana, ka tsy ho sakana ho aminโ€™ny fampandrosoana lovain-jafy intsony ny tambanjotranโ€™ny kolikoly sy ny tsimatimanota ยป.

๐Ÿ“Œ Ahitana tanjona stratejika telo (03) ity paikady ity:

1- Ho foana ny tsimatimanota

2- Hamporisihina ny fomba fiasa mampandray andraikitra ny rehetra, ny fandrindrana ny fiaraha-miasa ary ny fiaraha-mientana aminโ€™ny ady aminโ€™ny kolikoly

3- Miroborobo ny kolontsaina mifototra aminโ€™ny fahitsiana ifampizaranโ€™ny rehetra

๐Ÿ” Azonao jerena ny antsipiriany ny SNLCC 2025-2030 aminโ€™ny alalanโ€™ny QR Code eto ambany.

#SNLCC2025_2030