Home > Actus > (CNCOU) CENTRE NATIONAL DE COORDINATION DES OPERATIONS D’URGENCE: INONDATIONS ANTANANARIVO ET PERIPHERIES

Manatanteraka fivoriana fandrindran’asa sy fifampizarana ny amin’ny fiakaran’ny rano eto antananarivo sy ny manodidina eto anivon’ny CNCOU amin’izao ora izao , izay eo ambany fitarihan’ny Ramatoa Minisitry ny Atitany , natrehan’i Ramatoa Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina sy Ramatoa Minisitry ny Serasera ary ny Tale Jeneralin’ny BNGRC , ahitana ny Tale Jeneralin’ny Foibe Famantarana ny Toetry ny andro,,ireo solontena avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamana, ny Lehiben’ny Distrika Atsimondrano miampy an’ireo Ben’ny Tanana avy amin’ny ditstrikan’Atsimon’drano iny solontena isany avy amin’ny FDS , ny Croix Rouge Malagasy .