Home > Actus > hetsika fisoratana anarana biometrika eto Madagasikara.

Araky ny tatitry ny filan-kevitry ny minisitra natao ny alakamisy 08 janoary 2026 dia hatomboka ny hetsika fisoratana anarana biometrika eto Madagasikara.