Home > Actus > π€π¦π›π¨π‘π’π­π¬π’π«π¨π‘π’π­π«πš, 𝟐𝟏 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ”.

Fiarahabana noho ny taona vaovao ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny KΓ΄lΓ΄nely π‘π€ππƒπ‘πˆπ€ππˆπ‘πˆππ€ 𝐌𝐒𝐜𝐑𝐚𝐞̈π₯, sy ireo Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana nataon’ireo Lehiben’ny Fileovana manerana an’i Madagasikara izay notarihin’ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa π‘π€πŠπŽπ“πŽππ€ππƒπ‘π€π’π€ππ€ π•πžπ₯𝐨𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 π“π’πšπ«πšπ².