Home > Actus > ๐™ธ๐š‰๐™ฐ๐™ท๐™พ ๐šƒ๐™พ๐™บ๐™ฐ๐™ฝ๐™ฐ

โ€Ž๐š…๐™พ๐™ฝ๐™พ๐™ฝ๐™ฐ ๐™ฐ๐™ผ๐™ธ๐™ฝ’๐™ฝ๐šˆ ๐™ต๐™ฐ๐™ฝ๐™ฐ๐šƒ๐™ฐ๐™ฝ๐šƒ๐™ด๐š๐™ฐ๐™ท๐™ฐ๐™ฝ๐™ฐ ๐™ฝ๐šˆ ๐™ท๐™ด๐šƒ๐š‚๐™ธ๐™บ๐™ฐ ๐™ต๐™ธ๐š‚๐™พ๐š๐™ฐ๐šƒ๐™ฐ๐™ฝ๐™ฐ ๐™ฐ๐™ฝ๐™ฐ๐š๐™ฐ๐™ฝ๐™ฐ ๐™ฑ๐™ธ๐™พ๐™ผ๐™ด๐šƒ๐š๐™ธ๐™บ๐™ฐ ๐™ด๐™ฝ๐šˆ ๐™ฐ๐™ฝ๐™ธ๐š…๐™พ๐™ฝ’๐™ฝ๐šˆ ๐™ป๐™ฐ๐™ต๐™ธ๐šƒ๐™ฐ๐™ฝ๐šˆ ๐™ธ๐š๐™ด๐™พ ๐š‚๐™พ๐™ป๐™พ๐šƒ๐™ด๐™ฝ๐™ฐ๐™ผ-๐™ฟ๐™ฐ๐™ฝ๐™น๐™ฐ๐™บ๐™ฐ๐™ฝ๐™ฐ.

โ€ŽTontosa ny 21 sy 22 janoary 2026 teto Antananarivo ny atrikasa momba ny fisoratana anarana biometrika izay namoriana an’ireo Lehiben’ny Fileovana sy Lehiben’ny Distrika manerana ny Nosy.

โ€Ž

โ€ŽAo anatin’ny fanavaozana ny fitantanana ny fiankohonana sy ny fahiziana dia hiroso amin’ny fisoratana anarana biometrika ho an’ny olom-pirenena 18 taona no ho mihoatra ny fitondram-panjakana. Hanatanteraka ny asa ny Ministeran’ny Atitany sy Fitsinjaram-pahefana, miaraka amin’ireo Departemanta sy rafitra maro samihafa.

โ€Ž

โ€ŽAnisan’ny mitร na andraikitra lehibe amin’izany ireo Lehiben’ny Fileovana sy Lehiben’ny Distrika. Amin’ny maha solotenam-panjakana azy ireo eny anivon’ny fari-piadidiany tsirairay avy dia izy ireo no handrindra ifotony sy hanaraha-maso ny asa mandritra ny hetsika nasionaly izay hanomboka amin’ny volana aprily 2026.

โ€Ž

โ€ŽFomba fiasa mendrika sy mahitsy no andrasana aminareo hoy ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ป๐‘ถ๐‘ต๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘จ๐‘บ๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ฏ๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘ฝ๐’†๐’๐’๐’๐’‹๐’‚๐’“๐’‚ ๐‘ป๐’Š๐’‚๐’“๐’‚๐’š, raha nampahatsiahy azy ireo ny fitsipi-pitondran-tena takiana amin’ny mpiasam-panjakana. Nanteriny ihany koa ny maha zava-dehibe ny fiantohana ny zon’ny tsirairay hanana fahiziana ara-dalร na sy voaaro izay hitondra vokatra mivantana eo amin’ny fiainan’ny vahoaka, na eo amin’ny fisitrahana tolo-draharaham-panjakana izany na amin’ny sehatra tsy miankina.