• KOMITY LOHARANO MIARA MIENTANA AMIN NY VAHOAKA AMIN NY ASA FAMPANDROSOANA

    KOMITY LOHARANO MIARA MIENTANA AMIN NY VAHOAKA AMIN NY ASA FAMPANDROSOANA

  • FANOLORANA FIARA TSY MATAHO-DALANA HO AN'IREO LEHIBEN’NY DISTRIKA

    FANOLORANA FIARA TSY MATAHO-DALANA HO AN'IREO LEHIBEN’NY DISTRIKA

  • .

    .

  • .

    .

A la une

JIR ANÔSY du 15, 16 et 17 juin 2023

Le défi de faire de la Région ANÔSY « un levier de l’émergence économique du Sud » a été lancé avec la 6ème édition des JIR qui a été clôturée dans l’après midi du vendredi 17 juin 2023 à Fort-dauphin. Les...

FANDRAKOFANA ALA AN’I MADAGASIKARA : NANDRAY ANJARA HO AMIN’IZANY NY MPIARA-MIASA REHETRA ETO ANIVON’NY MINISTERAN’NY ATITANY SY NY FITSINJARAM-PAHEFANA. ACTION POUR LA REFORESTATION DE MADAGASCAR : LE MINISTÈRE DE L’ INTÉRIEUR ET DE LA DECENTRALISATION Y PREND PART.

Notanterahina ny zoma faha 03 martsa 2023, tao amin’ny Fokontany Ambohimahavelona, Kaominina Talata Volonondry, Distrika Avaradrano, Faritra Analamanga, ny fambolen-kazo niarahan’ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa TOKELY Justin, tamin’ny mpiara-miasa rehetra.Velaran-tany mirefy 03 Ha no novolena zana-kazo...