FIARAHA-MIASA MAHARITRA MIARAKA AMIN’NY VONDRONA EROPEANINA SY NY FANDAHARAN’ASAN’NY FIRENENA MIKAMBANA MOMBA NY SAKAFO
Nisy ny fihaonana tamin’ny delegasionan’ny Vondrona Eropeanina izay notarihin’ny Masoivohony eto Madagasikara, Ramatoa Isabelle Delattre Burger, ny talata faha 17 janoary 2023 izay nahafahana nijery sy namaritra amin’ny ankapobeny ireo asa atao laharam-pahamehana amin’ity taona ity. Koa ankoatry ny...



