Home > Accueil

Mahazoarivo, 07 jolay 2026.

𝘼𝙙𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙥𝙖𝙝𝙖𝙡𝙚𝙢𝙖𝙣𝙖 : 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙣𝙙𝙚𝙛𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙋𝙧𝙖𝙞𝙢𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖 Manoloana ireo tranga mahatsiravina fangalarana sy famonoana olona miseho amin’izao fotoana izao dia miombom-po tanteraka amin’ny raiamandreny sy mankahery ny vahoaka Malagasy ny Fitondram-panjakana. Araka ny nambaran’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta,...

𝙊𝙈𝘾 𝙉𝘼𝙏 𝙀𝙇𝘼𝙍𝙂𝙄 : 𝙈𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙔 𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙄𝙆𝙄𝙏𝙍𝘼 𝙉𝙔 𝙁𝙄𝙏𝙊𝙉𝘿𝙍𝘼𝙈-𝙋𝘼𝙉𝙅𝘼𝙆𝘼𝙉𝘼 𝙈𝘽𝘼 𝙃𝙄𝙎𝙄𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙈𝙋𝘼𝙃𝘼𝙇𝙀𝙈𝘼𝙉𝘼

Miseho amin’ny endrika hafa izay miantraika mivantana amin’ny ain’ny vahoaka sy manohintohina ny fiainam-bahoaka indray ireo tranga fanakorontanana ataon’ireo fahavalom-pirenena ankehitriny. Manoloana izany dia tsy mitazam-potsiny ny Fitondram-panjakana fa mirotsaka an-tsehatra tanteraka miaro ny vahoaka. Nandritra ny valan-dresaka ho...

𝑷𝑳𝑨𝑻𝑬𝑭𝑶𝑹𝑴𝑬 𝑫𝑬 𝑫É𝑪𝑬𝑵𝑻𝑹𝑨𝑳𝑰𝑺𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵 𝑬𝑻 𝑫𝑬 𝑮𝑶𝑼𝑽𝑬𝑹𝑵𝑨𝑵𝑪𝑬 𝑳𝑶𝑪𝑨𝑳𝑬 : 𝑽𝑬𝑹𝑺 𝑼𝑵𝑬 𝑺𝒀𝑵𝑬𝑹𝑮𝑰𝑬 𝑫𝑬𝑺 𝑨𝑪𝑻𝑰𝑶𝑵𝑺 𝑨𝑼 𝑵𝑰𝑽𝑬𝑨𝑼 𝑫𝑬𝑺 𝑪𝑻𝑫.

Conformément à l’une des orientations stratégiques du PMO PGE-R qui consiste à engager des réformes structurelles pour une refondation durable, le Ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation s’attèle sur des activités prioritaires en matière de décentralisation afin de...

F𝐢𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚

𝐓𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚. 𝐍𝐢𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐢𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐨, 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨...

𝗙𝗜𝗢𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗩𝗔𝗡’𝗜𝗟𝗔𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜| 𝗡𝗜𝗩𝗢𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗖𝗥𝗜𝗖 .

𝙰𝚕𝚊𝚑𝚊𝚍𝚢 08 𝙵𝚎𝚋𝚛𝚘𝚊𝚛𝚢 2026 , 𝙱𝙽𝙶𝚁𝙲 𝙰𝚟𝚊𝚝𝚛’𝙰𝚗𝚝𝚊𝚗𝚒𝚖𝚘𝚛𝚊 . Ao anatin’ny fiomanana manoloana ny fahatongavan’ny rivodoza GEZANI, nisy ny fivoriana niarahana tamin’ireo mpikambana ao amin’ny CRIC nasiônaly, notarihin’ny Tale Jeneralin’ny BNGRC, ny Jeneraly RAMANANTSOA Gabriel, ho fanamafisana ny fandrindrana ireo...

𝗠𝗜𝗔𝗥𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗡𝗝𝗘𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗜𝗡𝗝𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔-𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗡𝗬 𝗕𝗡𝗚𝗥𝗖 𝗦𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗥𝗔𝗙𝗜-𝗣𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔

𝙰𝚕𝚊𝚝𝚜𝚒𝚗𝚊𝚒𝚗𝚢 2 𝙵𝚎𝚋𝚛𝚘𝚊𝚛𝚢 2026 – 𝙱𝙽𝙶𝚁𝙲 𝙰𝚟𝚊𝚛𝚊𝚝𝚛’𝙰𝚗𝚝𝚊𝚗𝚒𝚖𝚘𝚛𝚊 Manohy miara-miasa am-pirahalahiana sy am-pandraisana andraikitra feno ireo rafi-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka rehetra, ho famaliana haingana sy mahomby ny filàn’ny mponina. Nifantoka tamin’ny fandaminana sy ny fanapahan-kevitra ary ny fitsinjarana andraikitra ny...

𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗙𝗬𝗧𝗜𝗔 : 𝗠𝗔𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗛𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔 𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗦𝗜𝗠𝗕𝗔

𝙰𝚕𝚊𝚑𝚊𝚍𝚢 01 𝙵𝚎𝚋𝚛𝚘𝚊𝚛𝚢 2026 – 𝙰𝚟𝚊𝚛𝚊𝚝𝚛’𝙰𝚗𝚝𝚊𝚗𝚒𝚖𝚘𝚛𝚊 Miakatra ny tarehimarika amin’ny fahavoazana napetrak’ilay rivodoza Fytia. Distrika 15 anatin’ny faritra 4 (Analamanga, Boeny, Melaky, Sofia) no nitondra faisana. Niakatra ho 7202 ny isan’ireo olona traboina na fianakaviana 2224 tao anatin’ny 2...