DRAFI-PIRENENA MOMBA NY FITSINJARAM-PAHEFANA MIABO: HAPETRAKA NY TANJONA HOTRATRARINA HATRAMIN’NY TAONA 2030
Talata faha 04 jolay 2023. Tontosaina manomboka anio, eny amin’ny CCI Ivato, ny vovonana nasionaly hankatoavana ny drafi-pirenena momba ny fitsinjaram-pahefana miabo. Tonga nanome voninahitra ny lanonana fanokafana ny fivoriana ny Filoham-pirenena hajaina, Andriamatoa Andry RAJOELINA, sy ny Praiminisitra,...