NY FIOFANANA : MITONDRA NY FIVOARANA HO AN’NY VONDROM-BAHOAKA
Ho tanterahina manerana ny Faritra 23 eto Madagasikara ny fampivondronana ireo Ben’ny Tanàna sy Lehiben’ny Boriboritany ho fampiofanana sy fanamafisam-pahaizana momba ny fitantanana ifotony. Misantatra izany fiofanana izany, ao Antsohihy, ireo Ben’ny Tanàna sy Lehiben’ny Boriboritany ao anatin’ny Faritra...



