𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀-𝐌𝐀𝐒𝐎 𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎
Tafatsangana ny 9 oktobra 2024, taorian’ny fanambaran’Andriamatoa Andry RAJOELINA, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ny vondrona fibaikoana sy fanarahamaso na « Centre de commandement Opérationnel » ho famahana ny olan’ny rano eto Antananarivo sy ny manodidina amin’izao fotoanan’ny main-tany izao. Ny...



