Home > Archive for Actus ( > Page 7)

𝐉𝐔𝐆𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐒𝐔𝐏𝐏𝐋É𝐓𝐈𝐅 𝐃’𝐀𝐂𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐍𝐀𝐈𝐒𝐒𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐀𝐔 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐈𝐓 𝐃𝐄𝐒 𝐄𝐍𝐅𝐀𝐍𝐓𝐒 𝐃𝐄 𝐌𝐎𝐈𝐍𝐒 𝐃𝐄 𝟏𝟖 𝐀𝐍𝐒

𝐷𝑒𝑠 𝑎𝑢𝑑𝑖𝑒𝑛𝑐𝑒𝑠 𝑓𝑜𝑟𝑎𝑖𝑛𝑒𝑠 𝑑𝑒 𝑗𝑢𝑔𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑠𝑢𝑝𝑝𝑙é𝑡𝑖𝑓 𝑑’𝑎𝑐𝑡𝑒 𝑑𝑒 𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑜𝑛𝑡 𝑒𝑢 𝑙𝑖𝑒𝑢 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑎 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑒 𝑟𝑢𝑟𝑎𝑙𝑒 𝑆𝐴𝑇𝑅𝑂𝐾𝐴𝐿𝐴, 𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡 𝑑’𝐼𝒉𝑜𝑠𝑦, 𝑙𝑒 𝑙𝑢𝑛𝑑𝑖 07 𝑜𝑐𝑡𝑜𝑏𝑟𝑒 2024, 𝑒𝑡 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑎 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑒 𝑟𝑢𝑟𝑎𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑀𝐴𝑅𝐼𝐴, 𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡 𝑑𝑒 𝑀𝑎𝑒𝑣𝑎𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎, 𝑙𝑒 𝑚𝑒𝑟𝑐𝑟𝑒𝑑𝑖 09 𝑜𝑐𝑡𝑜𝑏𝑟𝑒 2024....

𝐉𝐔𝐆𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐒𝐔𝐏𝐏𝐋É𝐓𝐈𝐅 𝐃’𝐀𝐂𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐍𝐀𝐈𝐒𝐒𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐀𝐔 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐈𝐓 𝐃𝐄𝐒 𝐄𝐍𝐅𝐀𝐍𝐓𝐒 𝐃𝐄 𝐌𝐎𝐈𝐍𝐒 𝐃𝐄 𝟏𝟖 𝐀𝐍𝐒 : 1 408 𝙗é𝙣é𝙛𝙞𝙘𝙞𝙖𝙞𝙧𝙚𝙨 𝙧𝙚𝙘𝙚𝙣𝙘é𝙨 𝙙𝙖𝙣𝙨 𝙡𝙖 𝙟𝙤𝙪𝙧𝙣é𝙚 𝙙𝙪 𝙡𝙪𝙣𝙙𝙞 07 𝙤𝙘𝙩𝙤𝙗𝙧𝙚 2024 𝙙𝙖𝙣𝙨 𝙡𝙚 𝘿𝙞𝙨𝙩𝙧𝙞𝙘𝙩 𝙙’𝙄𝙝𝙤𝙨𝙮.

𝐿’ 𝑜𝑝é𝑟𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑗𝑢𝑔𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑠𝑢𝑝𝑝𝑙é𝑡𝑖𝑓 𝑑’𝑎𝑐𝑡𝑒 𝑑𝑒 𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑙𝑒𝑠 𝑒𝑛𝑓𝑎𝑛𝑡𝑠 𝑑𝑒 𝑚𝑜𝑖𝑛𝑠 𝑑𝑒 18 𝑎𝑛𝑠 𝑠𝑒 𝑝𝑜𝑢𝑟𝑠𝑢𝑖𝑡 𝑎𝑢 𝑛𝑖𝑣𝑒𝑎𝑢 𝑑𝑒𝑠 22 𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡𝑠 𝑏é𝑛é𝑓𝑖𝑐𝑖𝑎𝑖𝑟𝑒𝑠 𝑑𝑢 𝑝𝑟𝑜𝑗𝑒𝑡 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑐𝑒𝑡𝑡𝑒 𝑎𝑛𝑛é𝑒. 𝐷𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑒 𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡 𝑑’𝐼𝒉𝑜𝑠𝑦, 1 408 𝑒𝑛𝑓𝑎𝑛𝑡𝑠 𝑖𝑠𝑠𝑢𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑒𝑠 𝑟𝑢𝑟𝑎𝑙𝑒𝑠...

𝙁𝙞𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙩𝙚𝙩𝙮 𝙫𝙤𝙝𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙣𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙙𝙞𝙙𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙤𝙡𝙤 𝙨𝙤𝙧𝙖-𝙥𝙖𝙝𝙖𝙩𝙚𝙧𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙕𝙖𝙯𝙖 𝙡𝙖𝙩𝙨𝙖𝙠𝙮 𝙣𝙮 18 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖

– Kaominina ANDIANY, Distrikan’ Ambositra, – Kaominina AMBOHIMANAMBOLA, Distrikan’i Betafo, Ireo no nanatanterahana ny hetsika fanomezana kopia fahaterahana ho an’ireo zaza mbola tsy manana izany ny faran’ny herinandro lasa teo. Nitarika ny ekipa nidina ifotony tany amin’ny fari-piadidiany avy...

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐍𝐎𝐒𝐘-𝐁𝐄

Tao Nosy-be indray no nanatanterahan’ny 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑨𝒕𝒊𝒕𝒂𝒏𝒚, 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑯𝑨𝑱𝑨𝑽𝑶𝑳𝑶𝑳𝑶𝑵𝑰𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑵𝒊𝒓𝒊𝒕𝒔𝒐𝒂, dinikasa niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra ao an-toerana izay notarihin’ny Lehiben’ny fileovana androany alahady faha 06 oktobra 2024. Nohamafisina hatrany ny tsy maintsy hanaovana ny ezaka rehetra amin’ny fanatanterahana ny...

𝐴𝑙𝑎𝒉𝑎𝑑𝑦 06 𝑂𝑘𝑡𝑜𝑏𝑟𝑎 2024 : 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑜 𝑖𝑟𝑎𝑦 𝑡𝑠𝑦 𝑚𝑖𝑠𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑑𝑜𝑡𝑜𝑎𝑛𝑎 𝐼𝑠𝑎𝑛𝑦 𝑚𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑦 𝑎𝑛𝑗𝑎𝑟𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝒉𝑒𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑦 𝑘𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎𝑟𝑎𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑇𝑜𝑛𝑡𝑜𝑙𝑜𝑛 𝑖𝑎𝑖𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜𝑎𝑛𝑎 𝐿𝑜𝑣𝑎𝑖𝑛𝑗𝑎𝑓𝑦 𝑛𝑦 𝐵𝑖𝑟𝑎𝑜 𝑁𝑎𝑠𝑖𝑜𝑛𝑎𝑙𝑦 𝑚𝑖𝑠𝑎𝒉𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑇𝑎𝑛𝑑𝑖𝑛𝑑𝑜𝑛𝑑𝑜𝑧𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐿𝑜𝑧𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑦 𝐼𝑧𝑎𝑦 𝑎𝑡𝑎𝑜 𝑎𝑡𝑜...

𝔽𝔸ℕ𝕁𝔸𝕂𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝔸𝕂𝔸𝕀𝕂𝕐 𝕍𝔸ℍ𝕆𝔸𝕂𝔸

Fomba fiasa iray napetraky ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fitantanana manakaiky sy mipàka mivantana amin’ny vahoaka. Zava-dehibe araka izany ny fidinana ifotony toy izao tanterahin’ny 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑨𝒕𝒊𝒕𝒂𝒏𝒚, 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑯𝑨𝑱𝑨𝑽𝑶𝑳𝑶𝑳𝑶𝑵𝑰𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑵𝒊𝒓𝒊𝒕𝒔𝒐𝒂, izao izay nitsidika ny Faritra DIANA androany sabotsy faha...

𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗜𝗡𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗟𝗘𝗠𝗔𝗡𝗔

𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 Manamafy ny fametrahana ireo paikady mahomby hanatratrarana ny tanjona kendren’ny Politika ankapoben’ny Fanjakana, sy hivoizana ny kolontsain’ny fandriampahalemana eto Madagasikara ny Vondron-kery telo lehibe misahana izany, dia ny Tafika Malagasy, ny Polisimpirenena ary...

𝙶𝙰𝚁𝙰𝙽𝚃𝙸𝚁 𝚄𝙽𝙴 𝙸𝙳𝙴𝙽𝚃𝙸𝚃É 𝙹𝚄𝚁𝙸𝙳𝙸𝚀𝚄𝙴 À 𝚃𝙾𝚄𝚂 »

𝑇𝑜𝑢𝑗𝑜𝑢𝑟𝑠 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑒 𝑐𝑎𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙’𝑜𝑝é𝑟𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑗𝑢𝑔𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑠𝑢𝑝𝑝𝑙é𝑡𝑖𝑓 𝑑’𝑎𝑐𝑡𝑒 𝑑𝑒 𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑎𝑢 𝑝𝑟𝑜𝑓𝑖𝑡 𝑑𝑒𝑠 𝑒𝑛𝑓𝑎𝑛𝑡𝑠 𝑑𝑒 𝑚𝑜𝑖𝑛𝑠 𝑑𝑒 18 𝑎𝑛𝑠 𝑖𝑛𝑖𝑡𝑖é 𝑝𝑎𝑟 𝑙𝑒 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡è𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙’𝐼𝑛𝑡é𝑟𝑖𝑒𝑢𝑟, 𝑒𝑛 𝑐𝑜𝑙𝑙𝑎𝑏𝑜𝑟𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑎𝑣𝑒𝑐 𝑙𝑒 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡è𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐽𝑢𝑠𝑡𝑖𝑐𝑒 𝑒𝑡 𝑙𝑒 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡è𝑟𝑒 𝑑𝑒...

VISITE DE COURTOISIE

Le Ministre de l’Intérieur, Madame RAHAJAVOLOLONIAINA Niritsoa, a reçu ce mardi 01 octobre 2024, le Consul honoraire d’Italie à Madagascar, Dr Michèle FRANCHI. Lors de cette visite de courtoisie, ce dernier a exprimé le soutien et la collaboration de...