• LAHARANA AZAHOANA NY TOMPON'ANDRAIKITRA

    LAHARANA AZAHOANA NY TOMPON'ANDRAIKITRA

  • FANDRAISANA ANDRAIKITRY NY OMC

    FANDRAISANA ANDRAIKITRY NY OMC

  • FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA

    FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA

  • IZAHO TOKANA

    IZAHO TOKANA

A la une

𝟏𝟔 𝐒𝐄𝐏𝐓𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔 : 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐈𝐙𝐈𝐀𝐍𝐀

Zo fototra iantohan’ny Lalàm-panorenana Malagasy ny fananan’ny olona tsirairay fahiziana ara-dalàna. Izany indrindra no mahatonga ny fitondram-panjakana mametraka ho laharam-pahamehana ny fanavaozana ny rafi-piankohonana sy ny fahiziana eto Madagasikara. Nankalazaina omaly 16 septambra teto Anosy ny androm-pirenena ho an’ny...

𝐓𝐄𝐓𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 « 𝐓𝐎𝐔𝐒 𝐑𝐄𝐃𝐄𝐕𝐀𝐁𝐋𝐄𝐒 » : 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝟏𝟓 𝐍𝐎 𝐌𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐙𝐘

Notanterahina omaly alakamisy 30 jolay 2026 teo ambany fitarihan’ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa RAKOTONANDRASANA Hanitra Velonjara Tiaray, niaraka tamin’ny Vondrona Eoropeana sy ny Expertise France, ny fampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ny tetikasa « Tous Redevables »....

« Firaisankina no hery, mitabe tsy lanin’ny mamba. »

Mitohy manerana an’Antananarivo ny fisafoana iarahan’ny Andrimasom-pokonolona sy ny Mpitandro ny Filaminana ao anatin’ny CO-FDS, Task Force Anti-Enlèvement. « Firaisankina no hery, mitabe tsy lanin’ny mamba. » Ho fanamafisana ny filaminana sy hiarovana ny vahoaka dia mitohy hatrany amin’izao alina izao...

Mahazoarivo, 07 jolay 2026.

𝘼𝙙𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙥𝙖𝙝𝙖𝙡𝙚𝙢𝙖𝙣𝙖 : 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙣𝙙𝙚𝙛𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙋𝙧𝙖𝙞𝙢𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖 Manoloana ireo tranga mahatsiravina fangalarana sy famonoana olona miseho amin’izao fotoana izao dia miombom-po tanteraka amin’ny raiamandreny sy mankahery ny vahoaka Malagasy ny Fitondram-panjakana. Araka ny nambaran’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta,...

𝙊𝙈𝘾 𝙉𝘼𝙏 𝙀𝙇𝘼𝙍𝙂𝙄 : 𝙈𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙔 𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙄𝙆𝙄𝙏𝙍𝘼 𝙉𝙔 𝙁𝙄𝙏𝙊𝙉𝘿𝙍𝘼𝙈-𝙋𝘼𝙉𝙅𝘼𝙆𝘼𝙉𝘼 𝙈𝘽𝘼 𝙃𝙄𝙎𝙄𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙈𝙋𝘼𝙃𝘼𝙇𝙀𝙈𝘼𝙉𝘼

Miseho amin’ny endrika hafa izay miantraika mivantana amin’ny ain’ny vahoaka sy manohintohina ny fiainam-bahoaka indray ireo tranga fanakorontanana ataon’ireo fahavalom-pirenena ankehitriny. Manoloana izany dia tsy mitazam-potsiny ny Fitondram-panjakana fa mirotsaka an-tsehatra tanteraka miaro ny vahoaka. Nandritra ny valan-dresaka ho...

𝑷𝑳𝑨𝑻𝑬𝑭𝑶𝑹𝑴𝑬 𝑫𝑬 𝑫É𝑪𝑬𝑵𝑻𝑹𝑨𝑳𝑰𝑺𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵 𝑬𝑻 𝑫𝑬 𝑮𝑶𝑼𝑽𝑬𝑹𝑵𝑨𝑵𝑪𝑬 𝑳𝑶𝑪𝑨𝑳𝑬 : 𝑽𝑬𝑹𝑺 𝑼𝑵𝑬 𝑺𝒀𝑵𝑬𝑹𝑮𝑰𝑬 𝑫𝑬𝑺 𝑨𝑪𝑻𝑰𝑶𝑵𝑺 𝑨𝑼 𝑵𝑰𝑽𝑬𝑨𝑼 𝑫𝑬𝑺 𝑪𝑻𝑫.

Conformément à l’une des orientations stratégiques du PMO PGE-R qui consiste à engager des réformes structurelles pour une refondation durable, le Ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation s’attèle sur des activités prioritaires en matière de décentralisation afin de...

F𝐢𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚

𝐓𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚. 𝐍𝐢𝐬𝐲 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐢𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐨, 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨...