𝐅𝐈𝐃𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐍𝐎𝐒𝐘 𝐕𝐀𝐑𝐈𝐊𝐀
Nohon’ny fisian’ny haintrano izay nahamaizana trano miisa 231 tao amin’ny Fokontany Masondranokely, Distrikan’i Nosy-varika ny talata faha 19 novambra 2024 lasa teo dia namita iraka tany an-toerana ireo Minisitra solontenan’ny Governemanta ny zoma faha 22 novambra 2024. Araka izany...



