[𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗩𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗛𝗔-9 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗜 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗠𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗛𝗘𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗟𝗢𝗭𝗔 𝗪𝗜𝗡𝗗𝗛𝗢𝗘𝗞 ,𝗡𝗔𝗠𝗜𝗕𝗜𝗘]
Ny vovonana faha-9 ho an’i afrika momba ny fampihenana ny loza na ‘’9e Plateforme Régional Africain pour la Réduction des Risques et des Catastrophes’’ izay natao tany Windhoek, Namibie, ny 21 ka hatramin’ny 25 oktobra 2024 lasa teo, dia...



