𝗕𝗡𝗚𝗥𝗖 𝗡𝗜𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗝𝗘𝗥𝗬 𝗧𝗢𝗗𝗜𝗞𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗥𝗔-𝗠𝗜𝗢𝗠𝗕𝗢𝗡’𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗬 𝗠𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗦𝗔 𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 3 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔
Tsy vao sambany fa efa nisy ny fivoriana niaraka teo amin’ny Birao nasionaly misahana ny tandindoza sy ny loza na ny BNGRC sy ny mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara -teknika amin’ny Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fitantanana ny tandindondoza sy...

