𝐓𝐀𝐅𝐀𝐓𝐀𝐅𝐀𝐍’ 𝐍𝐘 𝐊𝐎𝐌𝐈𝐓𝐘 𝐋𝐎𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐊𝐎𝐍𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀
Napetraka ho fomba fiasa ao anatin’ny 𝑫𝒊𝒔𝒕𝒓𝒊𝒌𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝑨𝑹𝑶𝑽𝑶𝑨𝒀, Faritra BOENY, ny fivoriam-pokonolona isam-bolana izay tarihin’ny Lehiben’ny Fokontany miaraka amin’ny Komity Loharano. Mandritra izany no hanaovan’ny Komity Loharano ny tatitry ny asany nandritry ny volana sy hitondran’ny fokonolona ny olana...

