KOMITY LOHARANO : AMPANDRAISINA ANDRAIKITRA NY MPONINA ENY ANIVON’NY FOKONTANY
Ao anatin’ny fametrahana ny fanjakana tsara tantana, izay anankiray amin’ireo andry telo lehibe hiorenan’ny fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana, dia anisan’ny fenitra takiana ny fangaraharana sy ny fahombiazan’ny asa atao. Araka izany dia notapahin’ny filan-kevitry ny Minisitra ny 20...

