• IZAY MAMBOLY HAZO, MANOME AINA

    IZAY MAMBOLY HAZO, MANOME AINA

  • FIARAHABANA NY FILOHA

    FIARAHABANA NY FILOHA

  • FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA

    FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA

  • IZAHO TOKANA

    IZAHO TOKANA

A la une

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐉𝐀𝐍𝐀

Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Atitany, Ramatoa RAHAJAVOLOLONIAINA Niritsoa, ny 𝑴𝒂𝒔𝒐𝒊𝒗𝒐𝒉𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝑲𝒐𝒓𝒆𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒕𝒔𝒊𝒎𝒐 miasa eto Madagasikara, Ramatoa Park Ji-Hyun, omaly talata faha 10 septambra 2024. Niarahaba ny Minisitra vaovao ity Masoivoho ity ary nanamafy ny fitohizan’ny fiaraha-miasa...

𝗙𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗙𝗢𝗧𝗢𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗣𝗥𝗘𝗙𝗘𝗞𝗧𝗢𝗥𝗔𝗡’𝗜 𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗘𝗡𝗢𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔

Fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana, fampivoarana ny fitantanan-draharaham-panjakana, fitandroana ny filaminam-bahoaka, fanamafisana ny andraikitra sahanin’ireo Lehiben’ny Boriboritany sy Lehiben’ny Fokontany eny anivon’ny fari-piadidiany avy, Ireo amin’ny ankapobeny no lahadiniky ny fihaonan’ny 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑨𝒕𝒊𝒕𝒂𝒏𝒚, 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑯𝑨𝑱𝑨𝑽𝑶𝑳𝑶𝑳𝑶𝑵𝑰𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑵𝒊𝒓𝒊𝒕𝒔𝒐𝒂, tamin’ireo tompon’andraiki-mpanjakana...

𝐅𝐈𝐃𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎

Distrika roa, Amparafaravola sy Andilamena, no notsidihin’ny delegasiona notarihin’ny 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑨𝒕𝒊𝒕𝒂𝒏𝒚, 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑯𝑨𝑱𝑨𝑽𝑶𝑳𝑶𝑳𝑶𝑵𝑰𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑵𝒊𝒓𝒊𝒕𝒔𝒐𝒂, ny asabotsy faha 31 Aogositra 2024. Nisy ny dinikasa niarahan-dRamatoa Minisitra tamin’ireo tompon’andraikim-panjakana rehetra ao amin’ireo Distrika ireo ka nanomezany toromarika mahakasika ny fanatanterahana...

Minisitry ny Atitany : 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑯𝑨𝑱𝑨𝑽𝑶𝑳𝑶𝑳𝑶𝑵𝑰𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑵𝒊𝒓𝒊𝒕𝒔𝒐𝒂 𝑯𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒔𝒂𝒏𝒂

Araka ny Didim-panjakana laharana 2024-1612 noraisina androany alakamisy faha-22 aogositra 2024 manendry ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta dia voatendry hitantana ny Ministeran’ny Atitany i 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑯𝑨𝑱𝑨𝑽𝑶𝑳𝑶𝑳𝑶𝑵𝑰𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑵𝒊𝒓𝒊𝒕𝒔𝒐𝒂 𝑯𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒔𝒂𝒏𝒂. Ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Atitany dia faly miarahaba anao sy mirary soa...

𝐕𝐎𝐍𝐉𝐘 𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐕𝐀𝐊𝐘 – 𝐇𝐀𝐈𝐍-𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐓𝐄𝐍𝐘 𝐇𝐎𝐕𝐀𝐓𝐑𝐀𝐇𝐀

Tompon’andraikim-panjakana miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka maro samihafa mikambana ao anaty ny kômity réjionaly mitantana ny loza sy ny tandindin-doza ( CRGRC) no nanatanteraka iraka avy amin’ny Governoran’ny Faritra Anôsy Ramatoa Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA nijery sy nitondra fanampiana vonjy rano vaky ho...

Fivorian’ny OMC ho an’ny faritra DIANA

Fivorian’ny OMC ho an’ny faritra DIANA Lapan’i Mahazoarivo – 18 mey 2024 – Namory ireo mpikambana ao amin’ny OMC ao amin’ny faritra DIANA ny Praiministra, Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian. Nojerena ireo fepetra tokony ho raisina eo amin’ny lafin’ny filaminana...

𝑴𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒎𝒊𝒆𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒎𝒊𝒕𝒚 𝒍𝒐𝒉𝒂𝒓𝒂𝒏𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒎𝒃𝒐𝒂𝒓𝒂𝒏-𝒅𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒆𝒕𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒌𝒐𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒕𝒓𝒊𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒉𝒊𝒓𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒗𝒊𝒕à𝒏’𝒏𝒚 𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂

𝑴𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒎𝒊𝒆𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒎𝒊𝒕𝒚 𝒍𝒐𝒉𝒂𝒓𝒂𝒏𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒎𝒃𝒐𝒂𝒓𝒂𝒏-𝒅𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒆𝒕𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒌𝒐𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒕𝒓𝒊𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒉𝒊𝒓𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒗𝒊𝒕à𝒏’𝒏𝒚 𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂 » : hoy ny mponina iray avy ao amin’ny Fokontany iray izay anisan’ny nanatanterahan’ny Komity Loharano asa ny faran’ny herinandro teo. Fokontany Telo...