FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 12 Desambra 2024 tamin’ny 4 ora hariva.
Manohy ny diany miakandrefana amin’ny hafainganam-pandeha 20 Km/ora ilay rivodoza mahery vaika CHIDO. Tamin’ny 03 ora tolak’andro teo dia tany amin’ny 488 Km Atsinanana somary Avaratra Atsinanan’i Antsiranana I no nisy ny foibeny. 210 Km/ora ny rivotra miaraka aminy...