
𝐇𝐈𝐓𝐀𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐓𝐈𝐊𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐍𝐊𝐎𝐇𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀-𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐅𝐈𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐒𝐎𝐋𝐎𝐓𝐄𝐍𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀
Miantoka ny fisiana ara-panjakana ho an’ny olona iray ny fiankohonana ka izay indrindra no nahatonga ny Governemanta Malagasy hanao vaindohan-draharaha ny fanavaozana izany ka hirosoana amin’ny fanomezana laharam-panondroana manokana ny olom-pirenena tsirairay. Mitàna andraikitra lehibe amin’ny fanatanterahana an’ity politikam-panavaozana...