Home > Accueil > Page 2

𝙉𝙞𝙨𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙨𝙤𝙧𝙖𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙗𝙞𝙤𝙢𝙚𝙩𝙧𝙞𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙁𝙞𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙍𝙚𝙥𝙤𝙗𝙡𝙞𝙠𝙖𝙣’𝙞 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖

𝙸𝚊𝚟𝚘𝚕𝚘𝚑𝚊, 𝟸𝟽 𝚓𝚊𝚗𝚘𝚊𝚛𝚢 𝟸𝟶𝟸𝟼. ‎Natomboka amin’ny fomba ofisialy androany teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny Kôlônely RANDRIANIRINA Michaël, ny hetsika fisoratana anarana biometrika ho an’ny olom-pirenena 18 taona no ho mihoatra. ‎ ‎Santionany amin’ny tanjona kendrena...

𝙸𝚉𝙰𝙷𝙾 𝚃𝙾𝙺𝙰𝙽𝙰

‎𝚅𝙾𝙽𝙾𝙽𝙰 𝙰𝙼𝙸𝙽’𝙽𝚈 𝙵𝙰𝙽𝙰𝚃𝙰𝙽𝚃𝙴𝚁𝙰𝙷𝙰𝙽𝙰 𝙽𝚈 𝙷𝙴𝚃𝚂𝙸𝙺𝙰 𝙵𝙸𝚂𝙾𝚁𝙰𝚃𝙰𝙽𝙰 𝙰𝙽𝙰𝚁𝙰𝙽𝙰 𝙱𝙸𝙾𝙼𝙴𝚃𝚁𝙸𝙺𝙰 𝙴𝙽𝚈 𝙰𝙽𝙸𝚅𝙾𝙽’𝙽𝚈 𝙻𝙰𝙵𝙸𝚃𝙰𝙽𝚈 𝙸𝚁𝙴𝙾 𝚂𝙾𝙻𝙾𝚃𝙴𝙽𝙰𝙼-𝙿𝙰𝙽𝙹𝙰𝙺𝙰𝙽𝙰. ‎Tontosa ny 21 sy 22 janoary 2026 teto Antananarivo ny atrikasa momba ny fisoratana anarana biometrika izay namoriana an’ireo Lehiben’ny Fileovana sy Lehiben’ny Distrika manerana ny...

𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐢𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝟐𝟏 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔.

Fiarahabana noho ny taona vaovao ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny Kôlônely 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, sy ireo Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana nataon’ireo Lehiben’ny Fileovana manerana an’i Madagasikara izay notarihin’ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐞𝐥𝐨𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐓𝐢𝐚𝐫𝐚𝐲.

𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗧𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗧𝗢 𝗦𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗥𝗬 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗡𝗬 𝗔𝗜𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗢𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗛𝗜𝗧𝗥’𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗠𝗜𝗔𝗗𝗔𝗡𝗔

29 𝙳𝚎𝚜𝚊𝚖𝚋𝚛𝚊 2025 – 𝚅𝚘𝚑𝚒𝚝𝚛’𝚒 𝙼𝚊𝚗𝚓𝚊𝚔𝚊𝚖𝚒𝚊𝚍𝚊𝚗𝚊 𝙰𝚗𝚝𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊𝚛𝚒𝚟𝚘 Mbola mitohy ny rotsak’orana, ahiana hatrany ny fiotsahan’ny vato sy tany ary trano izay amoizana ain’olona maro isan-taona eny amin’ny Vohitr’i Manjakamiadana, mitohy ihany koa arak’ izany ny asa fanentanana izay efa...

DISTRICT DE MAROANTSETRA

Mitarika fiofanana mandritra ny 06 andro nanomboka ny sabotsy 15 Mars ary hifarana ny zoma 21 Mars, mahakasika ny asany amin’ny ankapobeny ireo Ben’ny tanàna ato anatin’ny distrikan’i Maroantsetra miaraka amin’ny filohan’ny filan-kevitra kominaly , ny STC (Secrétaire Trésorier...

DISPOSITIF DISTRICT 2.0

𝑺𝒂𝒗𝒊𝒆𝒛-𝒗𝒐𝒖𝒔 𝒒𝒖𝒆 𝒍’𝒊𝒏𝒏𝒐𝒗𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒏𝒖𝒎𝒆́𝒓𝒊𝒒𝒖𝒆 𝒐𝒖𝒗𝒓𝒆 𝒅𝒆 𝒏𝒐𝒖𝒗𝒆𝒍𝒍𝒆𝒔 𝒑𝒆𝒓𝒔𝒑𝒆𝒄𝒕𝒊𝒗𝒆𝒔 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒍𝒂 𝒅𝒆́𝒄𝒆𝒏𝒕𝒓𝒂𝒍𝒊𝒔𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒂̀ 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓 ? Madagascar innove pour l’émergence de ses territoires avec le 𝐃𝐢𝐬𝐩𝐨𝐬𝐢𝐭𝐢𝐟 𝐝𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐜𝐭 𝟐.𝟎 ! Le #PNDE, la réforme de la décentralisation, dans lequel l’État Malagasy s’est...

𝐑𝐄𝐅𝐎𝐑𝐌𝐄 𝐃𝐄 𝐋’𝐄𝐓𝐀𝐓 𝐂𝐈𝐕𝐈𝐋 𝐄𝐓 𝐃𝐄 𝐋’𝐈𝐃𝐄𝐍𝐓𝐈𝐓𝐄 : 𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬.

La réforme de l’Etat Civil et de l’Identité (RECI) à Madagascar connaît une avancée palpable et on constate une amélioration continue du système de gestion de l’état civil. Dans le cadre de la mise en place du Système Informatisé...