DISTRIKAN’ I VOHIPENO, Faritra FITOVINAGNY
Fanomezana fanampiana ho an’ireo traboina noho ny fandalovan’ny rivodoza FREDDY tao amin’ny Distrikan’i VOHIPENO, ny alahady faha 26 febroary 2023.
Fanomezana fanampiana ho an’ireo traboina noho ny fandalovan’ny rivodoza FREDDY tao amin’ny Distrikan’i VOHIPENO, ny alahady faha 26 febroary 2023.
Notanterahina nanomboka ny omaly talata faha 17 janoary 2023 ary ho faranana anio ny atrikasa ho fandrafetana ny politikan’ny Ministeran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana momba ny ady amin’ny kolikoly. Araka ny tatitra navoakan’ny Birao mahaleo tena misahana ny ady...
Nisy ny fihaonana tamin’ny delegasionan’ny Vondrona Eropeanina izay notarihin’ny Masoivohony eto Madagasikara, Ramatoa Isabelle Delattre Burger, ny talata faha 17 janoary 2023 izay nahafahana nijery sy namaritra amin’ny ankapobeny ireo asa atao laharam-pahamehana amin’ity taona ity. Koa ankoatry ny...
Antso avo ho an’ny olom-pirenena tsy ankanavaka mba hisian’ny filaminana sy fitoniana eto amin’ny tany sy Firenena.
Nifamotoana teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo sy omaly alatsinainy faha 16 janoary 2023 ireo Governora sy Lehiben’ny Fileovana manerana ny Nosy ka tonga niarahaba sy nirary soa noho ny fahatrarana ny taom-baovao 2023. Nandritra ny fifampiarahabana dia nisy...