𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐀𝐌𝐁𝐈𝐋𝐎𝐁𝐄: 𝚃𝙾𝙽𝙶𝙰 𝙽𝙰𝙽𝙾𝙻𝙾𝚃𝚁𝙰 𝙵𝙰𝙽𝙰𝙼𝙿𝙸𝙰𝙽𝙰 𝙷𝙾 𝙰𝙽’𝙸𝚁𝙴𝙾 𝙾𝙻𝙾𝙽𝙰 𝙼𝙰𝚁𝙴𝙵𝙾 𝚅𝙾𝙺𝙰𝚃𝚁𝚈 𝙽𝚈 𝙾𝚁𝙰𝙼-𝙱𝙴 𝙽𝚈 𝙼𝙸𝙽𝙸𝚂𝙸𝚃𝚁𝚈 𝙽𝚈 𝙰𝚃𝙸𝚃𝙰𝙽𝚈, 𝙰𝙽𝙳𝚁𝙸𝙰𝙼𝙰𝚃𝙾𝙰 𝚃𝙾𝙺𝙴𝙻𝚈 𝙹𝚞𝚜𝚝𝚒𝚗.
Fanomezana avy amin’ny Fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny BNGRC izay mitotaly vary 3.150 kg, voamaina 750kg ary menaka 294l no natolotry ny Minisitry ny Atitany, Andriamatoa TOKELY Justin, ho an’ireo tokantrano marefo miisa 294 izay nitondra takaitra noho ny oram-be mikija...



