𝐕𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚: 𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔
Ny Fitaleavam-paritra ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana ao DIANA dia nitondra ny anjara birikiny tamin’ny fanampiana ireo olona niaramboina nandritra ny fandalovan’ny rivodoza DIKELIDI tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Betsiaka. Nifanome tanana niaraka tamin-dRamatoa RAHAJAVOLOLONIAINA Nirintsoa Harinandrasana...

