• KOMITY LOHARANO MIARA MIENTANA AMIN NY VAHOAKA AMIN NY ASA FAMPANDROSOANA

    KOMITY LOHARANO MIARA MIENTANA AMIN NY VAHOAKA AMIN NY ASA FAMPANDROSOANA

  • FANOLORANA FIARA TSY MATAHO-DALANA HO AN'IREO LEHIBEN’NY DISTRIKA

    FANOLORANA FIARA TSY MATAHO-DALANA HO AN'IREO LEHIBEN’NY DISTRIKA

  • .

    .

  • .

    .

A la une

TETIKASA MIONJO : MIROSO HATRANY NY FANATANTERAHANA AZY

Miroso hatrany ny fametrahana ny Fitsinjaram-pahefana miabo eto Madagasikara taorian’ny fankatoavana ny drafi-pirenena momba izany. Ho an’ny tetikasa Mionjo izay anisan’ny misehatra amin’ny fanaovana tantsoroka ireo vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahafena any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, Androy sy Anosy dia notanterahina ny...

FIZARÀNA FITAOVAM-PIANARANA

Ho fanampiana ny raiamandrenin’ny mpianatra eto anivon’ny Ministeran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana amin’izao fidiran’ny mpianatra izao dia nisy ny fizaràna fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatra ny Alatsinainy faha 28 aogositra 2023. Nitarika izany moa ny Minisitry ny Atitany sy ny...

REDEVABILITÉ ENVERS LES POPULATIONS AFFECTÉES

Quatre jours durant, du 01 au 04 août 2023, un atelier pour la cocréation/harmonisation d’outils et mécanismes de redevabilité envers les populations affectées, se déroule à Antsirabe. Sous la Direction du Ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation, à...

𝐀𝐔𝐓𝐎 É𝐕𝐀𝐋𝐔𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐄 𝐋’𝐈𝐍𝐃𝐈𝐂𝐄 𝐃𝐄 𝐆𝐎𝐔𝐕𝐄𝐑𝐍𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐋𝐎𝐂𝐀𝐋𝐄

69 𝑪𝑶𝑴𝑴𝑼𝑵𝑬𝑺 – 𝑹𝑬𝑮𝑰𝑶𝑵 𝑨𝑵𝑶𝑺𝒀 Notontosaina eto amin’ny renivohitry ny Faritra Anôsy mandritra ny roa andro, 28-29 Jolay 2023 ny fanofanana mahakasika ny tombana anatiny tondron’ny fitantanana ifotony na AUTO ÉVALUATION DE L’INDICE DE GOUVERNANCE LOCALE niarahana tamin’ireo Kaominy...

MIRINDRA NY FAMETRAHANA NY FITSINJARAM-PAHEFANA ETO MADAGASIKARA

Nandritra ny resaka nifanaovan’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Andry RAJOELINA, tamin’ny vahoaka Malagasy, omaly Alahady faha 16 jolay 2023 dia nisy ny tatitry ny asa vitan’ny Fitondram-panjakana. Nivoitra tamin’izany ny ezaka rehetra natao amin’ny fametrahana ny Fitsinjaram-pahefana miabo eto Madagasikara....