MIRINDRA NY FAMETRAHANA NY FITSINJARAM-PAHEFANA ETO MADAGASIKARA
Nandritra ny resaka nifanaovan’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Andry RAJOELINA, tamin’ny vahoaka Malagasy, omaly Alahady faha 16 jolay 2023 dia nisy ny tatitry ny asa vitan’ny Fitondram-panjakana. Nivoitra tamin’izany ny ezaka rehetra natao amin’ny fametrahana ny Fitsinjaram-pahefana miabo eto Madagasikara....