DISTRICT DE MAROANTSETRA
Mitarika fiofanana mandritra ny 06 andro nanomboka ny sabotsy 15 Mars ary hifarana ny zoma 21 Mars, mahakasika ny asany amin’ny ankapobeny ireo Ben’ny tanàna ato anatin’ny distrikan’i Maroantsetra miaraka amin’ny filohan’ny filan-kevitra kominaly , ny STC (Secrétaire Trésorier...