Home > Archive for Actus ( > Page 4)

𝐋𝐀𝐍𝐂𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐃𝐄𝐒 𝐀𝐂𝐓𝐈𝐕𝐈𝐓É𝐒 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐃𝐔 𝐂𝐄𝐍𝐓𝐑𝐄 𝐍𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋 𝐃𝐄 𝐋’𝐄𝐓𝐀𝐓 𝐂𝐈𝐕𝐈𝐋 𝐄𝐓 𝐃𝐄 𝐋’𝐈𝐃𝐄𝐍𝐓𝐈𝐓𝐄 (𝐂𝐍𝐄𝐂𝐈)

Un atelier de présentation des grands projets à réaliser pour l’année 2025 du CNECI, un organisme rattaché au Ministère de l’Intérieur, s’est tenu ce jour à Anosiala, Ambohidratrimo. Ces grands projets se résument en quatres points : – numérisation...

𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐒𝐎𝐈𝐕𝐎𝐇𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐈𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀

Androany alarobia faha 15 janoary 2025 dia nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑨𝒕𝒊𝒕𝒂𝒏𝒚, 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑯𝑨𝑱𝑨𝑽𝑶𝑳𝑶𝑳𝑶𝑵𝑰𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑵𝒊𝒓𝒊𝒕𝒔𝒐𝒂, ny Masoivohon’ny Firenena indiana miasa eto Madagasikara, Andriamatoa Bandaru Wilsonbabu. Nandritra izany no nifampiarahaban’ny roa tonta noho ny fahatrarana ny taom-baovao....

31 DESAMBRA 2024

Ho harahintsika anio hariva amin’ny 8 ora ao amin’ny Televiziona Malagasy TVM ny lahatenin’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina .

24 DESAMBRA 2024

Ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Atitany izay tarihin’ny Minisitra Rahajavololoniaina Niritsoa dia miara-miombon’alahelo sy mankahery ny fianakavian’Itompokolahy BOTOBE Jean Didier, Administrateur civil en chef de classe exceptionnelle, amin’izao fahalasany izao. Mirary fiononana indrindra tompoko.

𝑭𝑬𝑻𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝑵𝑶𝑬𝑳𝒀 2024

Ho fitsinjovana ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny Ministeran’ny Atitany amin’izao ankatoky ny fetin’ny Noely sy taom-baovao izao dia nisy ny fizarana fanampiana ho enti-miatrika izany izay natolotry ny Minisitry ny Atitany, Ramatoa Rahajavololoniaina Niritsoa , androany talata faha 24...