Home > Accueil > Page 11

MIRARY TAOM-BAOVAO SY FETY SAMBATRA

Amin’izao taom-baovao 2024 izao dia faly izahay mianakavy miarahaba sy mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho antsika rehetra. Ho taona hahatanterahan’ny tanjona sy ny fikasan’ny tsirairay anie ity taona ity. ——————————————————————————————————- A l’occasion du nouvel an 2024, nous vous...

Atrikasa fametrahana ny vovonan’ny serasera na SRCA

Toliara, faha 08 desambra 2023 Tontosa ny atrikasa fametrahana ny vovonan’ny serasera sy ny fampandraisana anjara ny fiarahamonina na SRCA eto amin’ny faritra Atsimo Andrefana, izay notanterahina ny 05 hatramin’ny 07 desambra 2023 teo tao amin’ny Amazone Hôtel Toliara....

TETIKASA MIONJO : MIROSO HATRANY NY FANATANTERAHANA AZY

Miroso hatrany ny fametrahana ny Fitsinjaram-pahefana miabo eto Madagasikara taorian’ny fankatoavana ny drafi-pirenena momba izany. Ho an’ny tetikasa Mionjo izay anisan’ny misehatra amin’ny fanaovana tantsoroka ireo vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahafena any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, Androy sy Anosy dia notanterahina ny...

FIZARÀNA FITAOVAM-PIANARANA

Ho fanampiana ny raiamandrenin’ny mpianatra eto anivon’ny Ministeran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana amin’izao fidiran’ny mpianatra izao dia nisy ny fizaràna fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatra ny Alatsinainy faha 28 aogositra 2023. Nitarika izany moa ny Minisitry ny Atitany sy ny...