Misaotra sy mankasitraka ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa Andry RAJOELINA, sy ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa NTSAY Christian, amin’ny fametrahan’izy ireo fahatokisana amiko indray hitantana ny Ministeran’ny Atitany
Misaotra sy mankasitraka ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa Andry RAJOELINA, sy ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa NTSAY Christian, amin’ny fametrahan’izy ireo fahatokisana amiko indray hitantana ny Ministeran’ny Atitany. Manome toky ny tenako fa hanao vaindohan-draharaha ny fanatanterahana ny vina...



