𝗠𝗜𝗔𝗥𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗡𝗝𝗘𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗜𝗡𝗝𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔-𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗡𝗬 𝗕𝗡𝗚𝗥𝗖 𝗦𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗥𝗔𝗙𝗜-𝗣𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔
𝙰𝚕𝚊𝚝𝚜𝚒𝚗𝚊𝚒𝚗𝚢 2 𝙵𝚎𝚋𝚛𝚘𝚊𝚛𝚢 2026 – 𝙱𝙽𝙶𝚁𝙲 𝙰𝚟𝚊𝚛𝚊𝚝𝚛’𝙰𝚗𝚝𝚊𝚗𝚒𝚖𝚘𝚛𝚊 Manohy miara-miasa am-pirahalahiana sy am-pandraisana andraikitra feno ireo rafi-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka rehetra, ho famaliana haingana sy mahomby ny filàn’ny mponina. Nifantoka tamin’ny fandaminana sy ny fanapahan-kevitra ary ny fitsinjarana andraikitra ny...



