• KOMITY LOHARANO MIARA MIENTANA AMIN NY VAHOAKA AMIN NY ASA FAMPANDROSOANA

    KOMITY LOHARANO MIARA MIENTANA AMIN NY VAHOAKA AMIN NY ASA FAMPANDROSOANA

  • FANOLORANA FIARA TSY MATAHO-DALANA HO AN'IREO LEHIBEN’NY DISTRIKA

    FANOLORANA FIARA TSY MATAHO-DALANA HO AN'IREO LEHIBEN’NY DISTRIKA

  • .

    .

  • .

    .

A la une

ASA MAIKA TANTERAHIN’NY GOVERNEMANTA ANATIN’NY 100 ANDRO

Nisy ny atrikasa notarihin’ny Minisitry ny Atitany, Andriamatoa TOKELY Justin, ny Alarobia faha 24 janoary 2024 niaraka tamin’ireo Lehiben’ny Fileovana sy ireo Lehiben’ny Distrika tamin’ny alalan’ity « visioconférence » momban’ny fananganana ny Komity Loharano eny anivon’ny Fokontany rehetra manerana ny Nosy...

FIFAMINDRAM-PAHEFANA

Tontosa ny talata faha 16 janoary 2024 ny FIFAMINDRAM-PAHEFANA teo amin’ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana teo aloha Andriamatoa TOKELY Justin, sy ny Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany vaovao, Andriamatoa ANDRIANTSITOHAINA Naina. Nandritra ny lahateny...

Misaotra sy mankasitraka ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa Andry RAJOELINA, sy ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa NTSAY Christian, amin’ny fametrahan’izy ireo fahatokisana amiko indray hitantana ny Ministeran’ny Atitany

Misaotra sy mankasitraka ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa Andry RAJOELINA, sy ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa NTSAY Christian, amin’ny fametrahan’izy ireo fahatokisana amiko indray hitantana ny Ministeran’ny Atitany. Manome toky ny tenako fa hanao vaindohan-draharaha ny fanatanterahana ny vina...

MIRARY TAOM-BAOVAO SY FETY SAMBATRA

Amin’izao taom-baovao 2024 izao dia faly izahay mianakavy miarahaba sy mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho antsika rehetra. Ho taona hahatanterahan’ny tanjona sy ny fikasan’ny tsirairay anie ity taona ity. ——————————————————————————————————- A l’occasion du nouvel an 2024, nous vous...

Atrikasa fametrahana ny vovonan’ny serasera na SRCA

Toliara, faha 08 desambra 2023 Tontosa ny atrikasa fametrahana ny vovonan’ny serasera sy ny fampandraisana anjara ny fiarahamonina na SRCA eto amin’ny faritra Atsimo Andrefana, izay notanterahina ny 05 hatramin’ny 07 desambra 2023 teo tao amin’ny Amazone Hôtel Toliara....