𝐅𝐚𝐦𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐞𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚
Araka ny toromarika nomen’ny Filohan’ny ny Repoblika dia natsangana ny Centre Opérationnel RANO (COR) izay napetraka ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ho fandrindrana ireo hetsika voniy maika hamahana ny olan’ny famatsian-drano eto an-drenivohitra. Nifarimbona nifanome tanana eo anivon’izany ireo...