𝟮𝟬 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟱
Tonga nankahery sy nitondra fanampiana ireo tokantrano traboina raisina an-tanana ao Anosizato Andrefana ny Filohan’ny Repoblika. Tokantrano manodidina ny 400 no tsy maintsy nafindra ao amin’ity toby ity ankehitriny ary nomena vary 10kg avy, menaka, ronono mandry mamy, bodofotsy...



